niny faha-31 sy faha-32 ary faha-33 ełsy ambony, dia hiharan'
ireo sazy voatondron’ ny andihiny faha-117 entin’ ity Fehezan-dalśna, ity. • ' x
• •
And. 123. Sazy vola 144 000 Iraimbilanja {valonjato sy vało arivo syroa alma Ariary) ka hatramin* ny 1 440000 Iraimbilania (valo arivo sy valo alina sy roa hefsy Ariary) miaraka na tsui amin' ny sazy an-tranomaizina iray volana ka hatramin*ny emm-bolana,
no ampiharina amin' ireo oiona izay nandoto na nandrovitra peta-drindrina na toy inona na toy inona karazan’ izy ireny raha vao • misy fifandraisany ara-dalóna amin' ny fifidianana ireny peta-
drindrine ireny.
Sazy mitovy amin' izany koa no ampiharina amin' ireo izay . nanimba na nandrodana manontolo na koa ny ampahany ihany p aza, ireo take laka fanaovana peta-dr i ndr i na momba ny fifidianana
■ ka na fomba inona na fomba ahoana no nentin' izy ireo nanab izany.
0
fHitsivolana laharana faho-92-044 tarnin' ny 23 oktobra 1992).
9
And. f 24 fvaovao)Na i za rp iza. mandritra ny fempielezan-kevitra momba ny, fifidianana, ka. nanakorontana ny fandriampahatamam-bahoaka tarnin' ńy a lk len' ny.adilohy. fifanje-voana na fanaoeana an-kariny hafa. na tarnin' ny aldlćn' ny vono na-kapoka sy tatra. vonoan' olona, fanapotehan-javatra na farWmbamrpananana, ka mhmntana no nanaovena. izany na tty młwamana fa tarnin' ny. afkian' ny fanatanelanana nataon’ ołon-kafa na fitambaran* olona maro, dia hiharan' ireo sazy voalazan* ny Fehezan-daiftna famałzana arakaraka izay fłsahoan-javatra.
Izay rehetra mpttatsaka hofkfina iharan' izay yoslazsn' ny póra--grafy etsy-aloha. dia mihintsana tsy ho mpendray anjare imcony amin' ny fifidianana, ary. izany. dia ankoatra ny sazy ampiharina aminy momba izany.
•
Heverina ho toy ny mpiray tsikombakomba tarnin' ny fanaovana reo fihetstka voasoritra atsy ambony irao. ary hiharan* ny sazy nitovy amin' izay ihany koa. izay rehetra ńranam-pahefane nahefa na izay rehetra tompon' arwfraikrtra ao amin' ny hory nq>i-• a ndr o filaminana, ka manao farjahy iniana tsy hanao sonia ny baiko fiantsoona na tsy hanatanteraka'izany, kenefo fono irao fepetra takiana momba ny fanaovana io sonie io na io fanatantera-
hana izany io.»
----
TOKO III
' • • •
a
Ny AMM* NY FISAKANANA NY FAHALAIAHANA HAKDATSA-8AT0 .
SY NY FAMAMARtMAN* NY LATSABATÓ.
Ny amin ny famaovama koukoly sy momba ny herisetra
a
a
a
And. 125. —.Hiharan' ny sazy an-tranomaizina roa taona ka hatramin' ny enin-taona ary sazy. vola 250000 Iraimbiłanja (dimy alina Ariary) ka hatramin' ny 2 500000 Iraimbiłanja (dimy hetsy Ariary) na ny iray amin' ireo sezy ireo iheny, na iza na iza naka an-keriny na nampivily tólana mba tsy hahatongavany any amin’
izay toerana alehariy, ireo fiarakodia isan-karazany izay mitatitro
%
— 119 --