5775322932

5775322932



nonganana azy lreQ mbamin' iza^ fomba hifidianana ny olona asaina hisolo azy raha . sendra misy' ny fahabangen-toefana;

mandra-panavaozańa ny Antenimierampireńena.

•    And. 69. ~ Tsy misy Sotombavambahoaka azo torf na, . na enjehina. na samborina, na ęmpidirina am-ponja na tsaraina ńoho

ny heyitra naposany, na noho ny latsabato nataony teo am-panao-.vana ny raharahany.

Tsy misy Solombavambahoaka azo enjehina na samborina.

•    mandritra ny fotoam-pivorian' ny Antenimierampirenenę, amin' ny

raharaha mikasika ny ady heloka bevava na ady heloka taotra raha tsy nahazoan-d&lana tarnin' ny Antenimiarampirenena. raha isy hoe tratra ambodiomby izy.    ’*

Tsy misy Solombavambahoaka azo samborina ivelan' ny fotpam-pivoriana, raha tsy nahazoan-ddlana tarnin' ny biraon' ny Antenimieta misy azy afa-tsy raha tratra ambodiomby izy na nahazoan-ddlana hoenjehina na yoaheloka tanteraka. ‘ •

■ Ny tsirairay avy dia afaka manao fitarainana any amin' ny b raon' ny Antenimierampiremena, momba ny tsy fahavitan' ny S 3fombavambahoaka iray ny asa .nankinina tarniny na, momba ny, fihetsika tsy mety nataony. Tsy maintsy martome yaliny haingana momba izany ny birao maharitra.

•    #    i

And. .70. — Fidina.eo amin' ny fiandohan' ny fotoam-pivoriana yoalohany. ny F.ilohan’ ny Anten.imierampirenena sy ny mpikambana ao amin' ny birao, l$a mandritra ny faharetan* ny

fotoana ifidianana azy no maha-Filoha sy birao azy ireo.

Raha misy amony lehibe heverin' ny roa ampahatefon' ny Soiombavambahoaka ny mahamety izany dia azo soloina ny Filoha

na ny mpikambana ao amin' ny biraon' ny Antenimierampirendna.

» • i

And. 71. — Mivory ara-potoana tsy misy fepetra indroa isan-tsons ny Aritsnimierarnpirenęna, Tsy azo atao latsaky ny enimpolo

andro na mihoatra ny siyifolo andro izany.

Manomboka ny talata voalohan' ny volańa mey ny fotoam-pivoriana voatohany, fa ny talata faran' ny yptana septambra kosa no fotoam-pivoriana faharoa izay atokana indrindra handaniana ny

lalśna itantanana * ny yolam-panjakarta.

%

. And. 72. — Ny Filohan.' ny Repobiika, amin' ny aldlan' ny didim-panjakana raisina amin' ny filankevitry ny Mińisitra, sy ńy Filohan' ny Antenimierampirenęna amin’ ny alólan' ny fiantsoańa. vokatry ny fangatahan' ny ampahatelon’ ny mpikambana, dia samy mahazo mangataka fivoriana .tsy ara-potoana ataorr* ny Ańteni-mierampirenena araka ny fandaharan-draharaha voafetra.

Tsy' mihoatra ny roa ambin' ny folo andro ny fotoam-pivoriana. Na izany aza, raha vantany vao tapitra nodinihin' ny Antenimie-rampirenena ny fandaharan-draharaha niantsoana aiy, dia faranana amin' ny didim-panjakana ny fivoriana. ’

*    9    *    V

And. 73. — Ampahibemaso ny fivoriana ataon’ ny»Antemńne-ranrjpirenena. Anaovana fitanana an-tsoratraizay.nayqaka hó

fantatry ny besinimaro araka ny fepetra yoalazan' ny Istfcną.



Wyszukiwarka

Podobne podstrony:
Obraz (2) ‘iza/m<fe£o v cna. ^ny k&rfcdulu pcxykdy tnyXh £ da fj) o źpn g+aocLnr^kuc hd-ayu/c
f44 2 Search Library Search for which object types? Name Documents 3 contains Category is l^ny Modif
fonetyka2 a LĄ sUuJliimfl^ny !—Ję Ufk tfMMiiit (fMil .* HAC*J 6tetvtMf dartd-akcu t. Afcute/*. , up
Foto0073 SM. (tpfcŁ) Dwdjnifc prf<k»wrti>ny «m ryMnłu iHiyw pud^wtAw tródltm prądowym
gender005 8Kino, kccietfi i... Ihc o nio/ nie wiemy... Marlena Dietrich jako BLOND WENUS Josepha von
Giddens103 ny świat. Żyjemy w epoce ogromnych przeobrażeń społcez-nyeli Na przestrzeni zaledwie dwóc
Harris Thomas Hannibal Lecter Hannibal Nj
image1566 ny Promień rzutujący Ał    ^    A ■ (x,y,0)
Image18 Iza! Dzisiaj na kolokwium z programowania w zasadzie nie było nic nowego poza jednym zadanie

więcej podobnych podstron