I
4
\
_ ♦
And. 4. — Isaky ny misy fivoriar>a atao an kalamanjana, dia tsy maintsy manana birao irny ka talo raha vitsy indrirtdra ny olona anisan' izany. Ireo olona tonga manatrika ny fivoriana no mifidy mialohan' ny adi-hevitra rehetra atao, izay ho mambra ao amin' io birao io.
Ny birao no miandraikitra:
- ny frtandroana . ny filaminana;
„ — ny fisorohana izay rehetra fandikan-dalóna sy ireo didy amam-pitsipika; 1
— ny fandrarana atao mba tsy hisian' ny kabary mifanohitra amin* ny filaminam bahoaka sy ny* fomba aman-toetran* olom-hanona. na koa misy tandranitana hanao fihetsika voatondro. ho łioloka bevava na heloka tsotra;
• — ary farańy, ny fanaovSna andri-maso mba. hifantoka amin izay tana votoatin-javatro hod i ni hi na amin* izany ihany ny fivoria-na atao.
Ny mambra ao amin* ny birao dia tompon* andraikitra amin' ny fcmdikana Ireo fepetra yoalazan' ity andininy ity sy ny andimny eisy aloha.
And. b. — Ny nianampahefana ara-pitondręna dia mahazo manendry mpiasam-pdnjakana iray hanatrika ny fivoriana.
Mifidy izay tóerana ipetrahany izy io.
Ankoatr* izay fanapahankevitra cnoty horaisin' ny. manampahe-fana tompon’ andraikitra mikasika.ny filaminana- no sady koa areka ny fahatsapana fa iiaina ny fitandroana ny filaminana. dia azor}' io sohwtena k> atao ny mandray fanapahańa mba handrova ny fivo-nana raha tahiny ka angatahin' ny birao aminy ny h'anaovena . izany. no koa misy fifandonaria sy fonaovana angovo ao. . ,
And. 6. —r Hiharan ireo sazy famaizańa ny heloka madińika izay 'rehetra fandikana ireo fepetra voalazah* izao hitsivolana izdo. ary izany dia tsy misakana ny fitoriana ńoho ny hek>kabevava sy helo-ka tsotra ' njeiy ho vita mandritra ny fivoriana.
And. 7. — Azo ampiharina amin’- ireo tandikan-dalóna yoalazan* izso hitsiyolana izao ny andininy faha-463 ati amin' ny Fehezari-daiana famaizańa. "
TApitra ny fo-pdtoana ahozoan ny Fanjakaha sy ny olon-tsotra manao fitoriana raha YSO dila ny enim-bolana.
TOKO II
MOMBA NY F1h£tSK6T$EMANA ANY AMIN’ NV LALA NA
FALE HAN' NY BESINIM/ “ ..
And. 8 (vaovao) - Izay rehetra fitanjozotry ny andiam-panotrona * sy filaharan* ny olona miara-mańMndra mbamin* ny'fivorivorian* olona. na raha amin' ny ankapobeny, izay rehetra fihatsiketsehana eny amin' ny lólana falehan’ ny bosinimaro. dia tsy maintsy nahazoanddlana avy tarnin' ireo manarhpahefena yoatondro etsy aloha. izay mahazo mandó tsy hanome fahazoan-dólana nangata-hma raha tahiny ka mety hanakorontana ny filaminąm-bahoeka ny fihetsiketsehana kasaina atao. "
Na izany aza anefa. dia tsy iłóna fahazoan-dólana ireo fivezive- ’ zena izay mifanaraka amin* ny fomba amam-panao eo an-toerana, eny amin* ny Ińlena natao ho an* ny besinlmaro.
And. 9 (vaovaoA - fay maintsy alofa ony amin* ny Oelege jene-raliń* ny Goyerne manta ny fangatahana fahaaoen-dślana. ho an*
» !
- 203 -