♦
*
• a
And. 106-Andraikitry ny Fitsarana momba ny Lalómpanbrenana ny manapaka raha mifanaraka amin' ny Lal&mpanorenana ireo fifanekena, lalina. hitsivoiana ary fitsipika mahaleotena mbamin' izay fifanolahana mikasika ny tandrifin' ny fahefana zakarna eo
• amin' ny samy Andrim-panjakana roa na.maromaro ary eo amin ny. Andrim-panjakana sy ny Vondrombahoakam-pantrn
Izy no mitsara rty fifanotanana mikasika ny fifidianana.
And. 107. — Ny Fitsarana momba ny Lalampam.renana dra rftisy mambra s*vy ka enin-taona tsy azo havooztna no fe-potoana aharetaY) ny asa anendrenn azv ireo . "* „
• Mambra tęto amin' izy ireo no tendren' ny Filohan’ ny Repoblika eo amt-pivorian’ ny Minisitra, roa tendren' ny Antenimierampire-
nena, iray tendren' ny Antenimieran-doholona ary teto tendren' ny Filankevitra ambony momba ńy Mpitsara.
a
Ny Filohan' ńy Fitsarana momba ny Lalśmpanorenana dia fidin'
ireo mambra ao amin’ io Fitsarana io. Hita fototra amin' ny alalan'
ny didim-panjakana ataon' ny Filohan’ ny Repoblika io fifidianana •o.
And. 108. — Ny raharahan' ny mambra ao amin’ ny Fitsarana ' momba ny Laldmpanorenana dia tsy azo ampirafesina amin' ny an'ny Governemanta. amin' ny an' ny Parlemanta na amin' izay rehetra asa fanatanterahana andraikitra nahavoafi«ły eo anivon' ńy vahoaka sy amin' izay rehetra mety ho fisahanana anton-draha-. raha ahazoam-boia mbamin' ny fidirana amin' antoko politika na sendikó.
• •
'And.v 109. — Ny Fitsarana momba ny Laldmpanorenana no manara-maso ny maha-ara-daldna ny fizotry ny fitsapan-kevi-bahoaka sy ny fizotry ny fifidianana ny Filohan’ ny Repoblika, ny
Solombavambahoaka ary ny Senatora.
Izy no mamoaka ampahibemaśo ny vokatry ny fifidianana amin’ izany. * :
4
And. 1,10. — Alohan' ny famoahana hampanan-kery ny laldna. ny Filohan; ny4 Repoblika dia manolotra azy ireny ho dinihin' ny Fitsarana momba ny Lałdmpanorenana mba hohanjarinina raha mifanaraka amin' ny Laldmpanorenana. .
Ny fepetra izay notsarain' ny Fitsarana momba ny Lalśmpano-nana fa tsy mifanaraka amin' ny Lalómpanorenana dia tsy azo avoaka hanan-kery, Raha izany no miseho, dia azon' ny Filohan'. ny Repoblika atao na ny mamoaka hanan-kery ireo andinindininy
• hafa amin' ilay lalóna na hamerina ny talń/ia manontolo ho dini-hin' ny Parlemanta indray na ny tsy hamoaka azy manontolo
hanan-kery.
*
And. 111. t-- Ny hits.tvolana, alohan' ńy.hamoahana a^ hanan-kery ary ny fitsipika anatin' ny Antenimiera tsirairay alohan’ ny hampiharana azy, dia aroso ho dinihin' ny Fitsarana momba rty Lalómpanorenana mba hohamarinina ny fifanarahany amin! ny Lal&mpanorenana.
And. 112. — Azon’. ny Fahefam-panjakana atao ny maka ny hevitry r^y Fitsarana momba ny ł^lńmpanorenana mikasika ny.fifa-narehan' ny volavolana didim-panjakana amin' ny Lalbmpanore-nand.
»
«