SOKAJY IV
r #
\
Fitandroana ny fifaminana ao amin' ny birao fandatsaham-bato
9
Rarśna mafy ny mampiditra ao na manodidina ny birao fanda- ' tsaham-bato ireo zava-pisotro misy aiikaola sy/na ireo zava-mahadomalina.
Tsy azon' izay rehetra mitondra fiadiana isan-karazany ny midi- t
tra ao amin' ny birao fandatsaham-bato.
Ny męnampahefana sivily sy ny mpifehy miaramila dia tsy main-
tsy mańatanteraka ny baiko iantsoan',ny filoha azy ireo.
■
Alohan' ny hanaovana ny baiko fiantsoana, ny Filohan* ny birap fandatsaham-bato dia tsy maintsy mifampidinika amin' ireo mam-bra ao amin' ny birao tandrify izany. Izay na ireo olona. fototry ny baiko fiantsoana noheverina atap dia tsy hildna hevitra raha tahiny ka mambra ao amin' ny birao izy ireo.
%
*
And. 74. — Ny baiko fiantsoana ataon' ny.filohan' ny birao fandatsaham-bato dia tsy azo atao hany antony hisakanana ireo > mpilatsaka hofidina na ireo delegeń' izy ireo sy ireo mpanara-maso nekena hanao ny asany tsy hisahana ny fanaraha-nriaso araka ny tokony ho izy ny raharaham-pifidianana, na koa tśy hampiasa ny tombom-pahefana izay ananan* izy ireo araka ny voatondron' ny laldna sy didy amam-pitsipika.
And. 75. — Raha toa ilay baiko fiantsoana ka miafara amin’ ny fandroahana na mpitsara mpanampy iray na maromaro. na delege • iray na maromaro. na. mpanara-maso iray na maromaro, na mpa-nisa vato iray na maromaro, dia tsy maintsy ataon' ny Filoha tsy misy hatak' andro araka izay voalazan' ireo rijan-tenin-dślana sy rijan-tenin-didy amam-pitsipika manan-kery, ny fanoloana ny na ireo olona noroahina, ary izany dia atao alohan' ny hifaranan’ ny baiko fiantsoana sy ny handaozan' ny manampahefana ny birao fandatsaham-bato. Raha tahiny ka misy fandroahana mpitsara mpanampy iray na mpanisa vato vato iray, na koa tsy fahatonto-sany ny andraikiny na inona na inona antony. ny Filoha dia tsy maintsy manendry mpifidy:iray manatrika eo ka mahay mamaky
teny sy manoratra mbb hisolo azy.
%
Ny manampahefana, izay nanao ny fandroahana ny mpitsara mpanampy iray na maromaro, na delege iray na maromaro na koa mpanara-maso iray na maromaro, na mpanisa iray na maromaro, araka ny baiko* fiantsoana nataon' ny filohan' ny birao fandatsaham-bato, dia tsy maintsy mandefa avy hatrany, aorian' ny fandroahana, fłtónana an-tsoratra iray anaovany tatitra momba ny traka nęmpiandraiketina azy any amin' ny Mpampanoa lalóna sy any amin' ny solontenan' ny Fanjakana eto amin' ny ambaraton-gan' ny Fivondronfimpokontany voakasik' izany.
104 -