Mahaaahana ireo ambaratonga rehetra eo amin' ny fizotry ny fifidianana izanv fanaraha-maso izany aryindrindra indrindra «o amin* ireo dingana ilóm-pit andremana fatratra toy ny lanoratana anarana, nv fanomezana amin' ny tompony ny kara-pifidianana. ny fanaovane ny lisitry ny mpifidy, ny fandatsaham-bato rahateo indrindra indrindra, ny fisariham-bato, ny fikaon-tina ny vato eny an-kebakebany eny, ary ny tęna fenisana farany ny vato:
Heverina ho toy ny lahasa tokana tzy 10. na dia tarika samy manana ny mampiavaka azy aza no entaniny (toy ny fikambanana isan-karazany tsy miankina aiftin' ny Fitondram-panjakana (ONG) ka na avy. eto amin' ny firenena izy ireny na iraisam-plrenena). tarika mahatapa-tena ary miasa any amin' ireo ambaratonga samihafa (toy ny Faritany, ny Fivondronampokontany, ny Firaisam-pokontany) no sady miasa eo amin* ireo dingana samihafa momba ny fizotry ny raharaha fanatanterahana ny fampisafidianam-bahoaka (alohan' ny latsabato sy mandritra ny fanaovana .azy ary aty ąortany).
22 -7 Kawon' ireo mpanara-maso
— ao ireo mpanara-maso avy amin' ny Fikambanan' oion-tsotra malagasy eto amin* ny firenena izay nahazo alśiana ara-dalóna araka ny fepetra yoalaza etsy ambony, ka miasa samirery na miasa eo anivon’ ny rafitra mpandrindra anankiray izay mitonon-. tena fa tompon' antoka amin' izay asa rehetra sahanin* ireo
' mambra ao aminy.
%
— ao irpo mpanara-maso iraisam-pirenenp, avy amin* ny fiaraha-miasan' ,ny firenena maromaro sy. avy amin' ny fifandrim-bonan' ny firenena roa tonta, na snisan' ny rafitra mijoro miasa ho an' ny tenany na koa tsangan' asa fanta-daza noho ny asa iiofo-sany izay mi kat saka mandrakariya ny fanajana ny zo aman-kasin' ny olombelona sy ny fampanjakana ny demokrasia.
% 9 ^
Ireo sokajy roa tonta mpanara-maso ireo dia heverina ho toy ny mameno ny rafi-piasana amin' ny fifidianana ary hidodo-dodoana raha sendra misy fifanolanana atrangan' ireo komity mpanohana na ireo delege misoiotena ny andaniny sy ny ankiiany mpifaninana amin* ny fifidianana.
*
23. — Fandaminana ny fomba tan ar aha-maso.
• f
231. Tarika atao fakan-tahaka
o v
— izay rehetra rafitra ajoro ka misahana ny fanaraha-maso dia tsy maintsy hankató ny fananganana tarika iray fakan-tahak# izay ireo mambra ao aminy no hampHandanja ny hoenti-msnarta eo
am-pelatanan’. izy. ireo avy (toy ny fitaovana, ny fahafahana mitety yohitra. ny fahaita-manao, ny fahafantarana ny tontoid ieskna, ny isan' ny olona ao aminy) mandritra ny fańaovana fanaraha-maso ireo toe-java-misy rehetra miseho eo amin' iiay dingana heverina iaskna mifandrohy amin* ny fizotry ny raharaha arahi-maso.
* tarika mitclby amin' ireo toerana atao fototra iaingana amin' ny fanaoyana fanaraha-maso,
a
127 —