5775322933

5775322933



fanafoanana ireo raharahan' ny birao tandatsaham-bato voakasik izany, raba voaporofo fa ny zawa-nitranga na ny raharaha natao ka (oherma dia nampivaona ny fandatsaham-bato tarnin’ ny hitsiny ary tnampibirioka :ny hevitra kendren' ny latsabato nataon' ny mpifidy na raha misy fandikana miharihary izao ny fepetra woa-lazan’ ny didy aman-dal&na velona ary koa izay fepetra voądidy ho toavin’ ny dahotofcc.

Sokajy 2

9

Ny amin ny fonolahana mika sika ny tsy fanajana - *

ny Lafśmpanorenana

And. 35. — Raha misy mpiady milaza eo anatrehan' ny Fusa rana iray fa misy tsy fanajana ny Latcimpanorenana. dia tsy main tsy mampiditra fangatahana any amin' ny Fitsarana Avo momba

ny Laldmpanorenana izy.

Atao roa mitovy ny fangatahana ary apetraka ao amin' ny fiandraikatan-draharahan’ ny Fitsarana Avo momba ny Lal&mpa-norenana ao anatin* ny fe-potoana iray votana miantomboka amin’ -ny didy. navoakan' ny fitsarana nampiato ny raharaha.

tony fangatahana -izany, izay tsy azo raisina raha tsy misy anton-javatra na taratasy fanamarinana iankinany ka maha-marim-pototra azy, dia ampahafatarin’ ny fiandraiketan-draha-rahan' ny Fitsarana Avo momba ny Lalńmpanorenana, ao anatin' ny fe-potoana walo andro nametrahana azy, ny Praiminisitra na ny Manam-pahefana nandray ilay fanapahana nakarina co amin’ ny Fitsarana Avo.

Mąnana fe-potoana iray wołana io Manam-pahefana io haneho

ny tóhan-kewitra amaharany entiny handravana ny paika fanola-bana. '

Ao anatin* ny fe-potoana valo andro miantomboka amin' ny waninandro nametrahana izany tao trmin' ny fiandreiketan-draha-rahan' ny Fitsarana Avo momba ny LalAmpanorenana no ampaha-' fantarina ireo tohan-kevitra ireo ny mpiady voakasik* i/any, i/ay-manana fe-potoana iray wołana manomboka amin’ ny andro nam* pahafantarana azy izany mba hanomezany ny valmteniny.

Azo afohezina na haiawaina ireo fe-potoana ireo <aha misy fan angatahana izany na koa avy hatrany ka fanapahana omban* anto-nantony raisin’ ny Filohan’ ny Fitsarana Avo momba ny Cal&mpanorenana no anaovana izany. Azony aiuo kua ny manome

fe-potoana waowao ka izany fomba izany ihany no arahina.

»

And. 3$. _ Avy amin’ ny tatitra ataon* ny iray amin' ireo mambra ao aminy ary notendren' ny Filoha no amoąhan* ny Fitsarana Awo momba ny Laldmpanorenana ny fanapahana

Tsy maintsy misy fifazalaząna ny aptonantony amin* izany fanapahana izany.

Ny fiandraiketan-draharaha no mampahafantatra izany amin' ny Praiminisitra na amin' ny manam-pahefana izay namJiay May f&ha-pahana toriana ary koa amin' ilay mpangataka $y amin’ ny fitsa rana nanapongarana ny paika fąnolahana



Wyszukiwarka

Podobne podstrony:
SOKAJY IV r # Fitandroana ny fifaminana ao amin ny birao fandatsaham-bato 9 And. 73. — Ny filohan*
indrindra, ao enaty yalopy mihidy, any omiń ny filohon* ny veo-miera tana miandraikitra ny fanioam-
niny faha-31 sy faha-32 ary faha-33 ełsy ambony, dia hiharan ireo sazy voatondron’ ny andihiny faha
# fitaovana momba ny fłfidianana, Indrindra indrindra fa irao yi-tasy voatonta pirinty ay ireo valop
Mahaaahana ireo ambaratonga rehetra eo amin ny fizotry ny fifidianana izanv fanaraha-maso izany ary
♦ Mianiana izy ireo fa hanatontosa ny asany amin-kitsim-po tante-raka, hitandrina amin izay rehetra
I 4 _ ♦ And. 4. — Isaky ny misy fivoriar>a atao an kalamanjana, dia tsy maintsy manana birao irn
ny tandnan Antananarivo, any amin*, ny lehiben ny vakim-piłeovana izay ianjtinan ny kaominina, ho
e 2. Raha Jtsy mitam-piadiana ny oiona mitangorongorona arahin-tabataba, dia hiangavy ireo olom-pire
"And. 14. — Ireo fitarainana sy fitsipahana dia ho tsarain ny yaomiera manokóna iray ahitana
f44 2 Search Library Search for which object types? Name Documents 3 contains Category is l^ny Modif
fonetyka2 a LĄ sUuJliimfl^ny !—Ję Ufk tfMMiiit (fMil .* HAC*J 6tetvtMf dartd-akcu t. Afcute/*. , up
Foto0073 SM. (tpfcŁ) Dwdjnifc prf<k»wrti>ny «m ryMnłu iHiyw pud^wtAw tródltm prądowym
gender005 8Kino, kccietfi i... Ihc o nio/ nie wiemy... Marlena Dietrich jako BLOND WENUS Josepha von
Giddens103 ny świat. Żyjemy w epoce ogromnych przeobrażeń społcez-nyeli Na przestrzeni zaledwie dwóc
Harris Thomas Hannibal Lecter Hannibal Nj
image1566 ny Promień rzutujący Ał    ^    A ■ (x,y,0)

więcej podobnych podstron