5775322936

5775322936



ny tandnan' Antananarivo, any amin*, ny lehiben' ny vakim-piłeovana izay ianjtinan' ny kaominina, ho an' Ireo kaominina hafa eto Madagasikara, dimy andro raha tara indrindra alohan' ny vani-nandro anaovana ny fiftdianana.

Ampahafantarina ao anatin' ny fangatahana fahazoan-ddlana, ny anarana sy ny fanampin' anarana ary ny fonenan' izay mpika-rakara izany no sady koa misy ny sonian' ny olona telo amin' izy ireo izay mansmarina fa mizaka ny zo isam-batan' olona sy ara* politika ary monina ao anatin’ ny vakim*piieovana; izany fangata* hana izany dis manondro koa ny vontoatin' ny fihetsiketsehana atao, ny toerana sy ny vaninandro ary ny ora hivoriana, mbamin’ izay olona antsoina handray anjara amin' izany sy ny lólana kasai*. na hizorana.

And. 10 (vaovao). - Raha toa ka heverin' ny manampahefana ara-pitondrana tompon' andraikitra fa mety hanakorontana ny filaminam-bahoaka iiay fihetsiketsehana. nokasaina hatao, dis ampahafantariny tsy misy hatak' andro iróo izay manao sonia ny. fangatahana fahazoan-ddlana, ny fandrarana izany any amin* ny fonenana notondroin* izy ireo, ka amin* ny alóiąn* ny taratasy na telegrama1 ofisialy no anaovany izany.

Mitovy tsy misy ivoasana amin’ izany koa ny fomba fanomezana fahazoan d&lana    *

Midika ho fahazoan-dólana ny fahanginan' ny manampahefana ara-pitondrana.

And. 11 (vaovao). - Hiharan’ ny sazy am-ponja dimy ambin' ny folo andro ka hstramin' ny enim-bolana sy sazy vola 5 000 traimbi* lonja ka hatramin’ ny 500000 Iraimbilanja na ny iray Ihany amin* ireo sazy ireo.

Ireo izay ao anatin' ny fangatahana fahazoan-dślana ka manao filazana tsy feno na tsy marina araka ny tokony ho izy mba entina ‘hamitahana ny amin' ny fombafomba enti-manao ny fihetsiketsehana nokasaina na izay. taty aorian' ny fandrarana tsy hanaovana azy, riandefa na tarnin' ny fomba inona na tarnin' ny fomba inona, fiantsoana handray anjara amin' izany.

Ireo izay, na dia tsy manaoe ny fahazoan-dolana aza, ka manoŁ mana fivoriana atao eny an-kalamanjana araka izay voaferitry ny andinmy voalohany mbamin' ireo Izsy nandray anjara amin' ny

fihetsikotsehana norerana.

a

And. 12. — Hiharan’ ny sazy an*tranomaizina telo volana .ka hatramin' ny roa taona ary sazy vola 30000 Iraimbilanja ka hatra-mm' ny. 500 000 Iraimbilanja, ary izany dia tsy misakana, raha toa ka misy, ny sazy henjakanjana kokoa izay voatondron' ny lal&na* mikasika ny fitangorongoronana, na iza na iza tratra fa mitondra fiadiana hita miharihary izao na nafenina, na koa fitaoyana vaven-tv enti-miłina mitera-doza hoan' ny fandriampahalerham-bahoaka Tiandritry ny fihetsiketsehana eny an-kalamanjana.

.    t

And. 13. —»Raha misy fanindroany, dia azo didiana ampiharina knu ankoatr* izany ka mandritra ny dimy taona raha haingana indrindra ary folo taona raha ela indrindra ny fandrarana tsy aha-zoana mandia faritany sy ny fandrarana tsy hizaka ireo zo voala-zan' ny andinmy faha-42 ao amin' ny Fehezan-dal&ne famaizana.

And. 14. — Foanana ary dia foana ireo fepetra rehetra taloha ka mifandraika Bmin' ny yótoatin' izao hitsivolana izao.



Wyszukiwarka

Podobne podstrony:
kevitra dia ho feraną amin’ ny alśtah ny rijan-teny manokana atao ! ho an ny fifidianana tsirairay
Zdjęcie145 /.ivuJ;t 1. w >or pi/i/auu    ■ mierzonego wymiaru (zewnętrzna wewnętr/
Przegrywać 1271. przegrywać, -any, -anie przegrana (IX), -ny
21652 Przegrywać 1271. przegrywać, -any, -anie przegrana (IX), -ny
-ny: tłuszcz roślinny, klej kostny i -iczny
SOKAJY IV r # Fitandroana ny fifaminana ao amin ny birao fandatsaham-bato 9 And. 73. — Ny filohan*
» Avy eo, mbola łsy nivoaka ny efitrano ilay mpifidy, dia tsy małntsy mandeha łrery ao amin ny fari
indrindra, ao enaty yalopy mihidy, any omiń ny filohon* ny veo-miera tana miandraikitra ny fanioam-
9 •    pifidianana nampiasaina tarnin* ny fanotanian-tsafidy napetraka amin* ny
Mahaaahana ireo ambaratonga rehetra eo amin ny fizotry ny fifidianana izanv fanaraha-maso izany ary
nam-bola manapoka ny sorabola ilaina amin ny fampandehanana ny ssany. Ny enkąpoben* ny vola orhena
♦ Mianiana izy ireo fa hanatontosa ny asany amin-kitsim-po tante-raka, hitandrina amin izay rehetra
♦ * • a And. 106-Andraikitry ny Fitsarana momba ny Lalómpanbrenana ny manapaka raha mifanaraka amin
488 2 •ny: tłuszcz roślinny, klej kostny i -iczny
Termin podstawowy analogi 08 Zad 2 cz liniowa 0*1* 20 0f> 2008KU/.AMIN z I KI.AOÓW KI.KK I U
Termin podstawowy analogi 08 Zad 2 cz liniowa 0*1* 20 0f> 2008KU/.AMIN z I KI.AOÓW KI.KK I U

więcej podobnych podstron