9
• pifidianana nampiasaina tarnin* ny fanotanian-tsafidy napetraka amin* ny vahoaka amin* ny alślan' ny fifidianana.
4
Martena zo mitovy amin* izany koa eo amin' iiay fari-pifidianana manontolo na ny ampahany ihany amin' izany ka voakasika noho ny filatsahany hofidina tao ny mpiiatsaka hofidina tsirairay avy.
A2ony toherina toy izany koa ireo vokatry ny fifidianana1 tao amin' ny biraom-pifidianana misy azy na ampangaina fa nisy tsy fanajana ireo ankina sy fepetra ary fomba voadidin‘ ny lal&na tao,
ary izany dia araka ny fombafomba voełazan' ny fizarana łV ity entin' ity Fehezan-daidna ity.
• a •
%
FI LANKĘ VI-f»IRENENA MOMBA NY FIFIDIANANA
•
And. 108. — Filankevi-pirenena iray momba ny fifidianana (CNE) izay atao antoka sy fanomezan-toky ny amin' ny hisian' ny faha-marinana tanteraka eo amin* ny latsabato sy amin' ny fizotran' ny fandatsaham-bato araka ny hitsiny tokoa no miandraikitFa fanao-vana andri-maso ireo raharaha rehetra atao mba hampandeha tsara ny fifidianana amin' ny al&lan' ny fanontanian-tsafidy ape-traka amin' ny vahoaka.
Araka izany, dia manoro hevitra sy manampy ireo manampahe* fana izay miadidy ny fikarakarana ny fifidianana izy no sady manara-maso ny fanatanterahana an-tsakany sy an*davany ireo asa atao mikasika ny raharaham-pifidianana.
Amin' izany dia mahazo ny fanampian* ireo sampan-draharahan* ny Fitondram-panjakana izy ary azony atao raha misy ilbna izany ny mitondra ny raharaha eo amin* ireo manampahefana ara-pitondrana momba izay rehetra fepetra ildna ny fidiran' ny hery mpitandro filaminana an-tsehatra.
Tompon* andraikitra eo anatrehan' ny Praiminisitra sady Lehi-ben' ny Governemanta ny amin' izay asa sahaniny ny Filankevi-
* pirenena momba ny fifidianana.
And. 109. — Didim-panjakana raisina eo am-pivorian' ny Gover-nemanta no iantsoana ny Filankevi-pirenena hivory.
Amin' ny fotoam-pivoriana tsirairay misy, dia mahazo fanome* zana manokana avy amin' ireo soraboian' ny Tetibolam-panjakana ankapobe izy ary mahazo mampiasa ihany koa ireo tahirim-bóla azo avy .amin' ny loharanom>bola famatsiana azy hafa, raha sen* dra misy izany ka ilóna ny fampiasana azy.
Ho fampandeferana ny fampiharana ireo fepetra voalazan’ ny didy aman-daiśna mifehy ny fitantanam-boiam-panjakana, dia tsy ampiharina amin' ny fitanana ireo tahirim*bola omena ny Filankevi-pirenena momba ny fifidianana ny fitsipika mifehy ny fitanan-kaontim-panjakana. Na izany aza anefa. ireo kaontim-bolan' ny Filankevi-pirenena momba ny fifidianana dia tsy maintsy eo ambany fanaraha-maso ombam-panamarinan’ izay tompon' andraikitra voatokana ho amin' izany avy ety ivelany.
114
T