nam-bola manapoka ny sorabola ilaina amin' ny fampandehanana ny ssany.
Ny enkąpoben* ny vola orhena ary mifanandrjfy amin' izany ampidirinaao amin' ny volevolan-dał£na momba ny‘fitantanam
■ *
1* I
-i
bota
4* •
• t
• — ,v
Araka ny fifampierana ataon' ny. mambra ao aminy jńoanokafan.i s> itsinjarana ny sorabola "eo amirt*riy tetibó1ah’.ny Fitsarana Avo momba ny Laldmpanorenana. • ' • ’’
I
•«
Ny vota laniana amin* ny fampandehanana ny asa dia avoaka rehefa voasonian‘ ny Mpanara-maśo.ny fandaniana natao izay tsy mijery afa-tsy ny maha-ara-dafdna ny volai navoaka.
• Raha mandó tsy han80 sonia ny Mpanara-maso ny fandaniana natao dia manolotra fehin-teny amaliany ny anton' ny fandavann ho an’ ny. Praiminisitra ny Filohan' ny. Fitsarana Avo momba ny Laldmpanorenana. ’•
Amin' izay, {fia mety ho dldian* nv Praiminisitra ny Mpanaia maso ńy fandaniana natao hanome ny soniany.
And. 17. — Ny Filoha no Lehiben* ny FKondran-draharaha > ao amin‘ny Fitsarana Avo momba ny Laldmpanorenana Izy no mpa naldtana ny vola laniana. Azony atao anefa ny mamindra amin* nr Mpanolotsaina Ambony iray ny sasantsasany amin' ireo fahefany
And. 18. — Ny Fitsarana Avo momba ny Laldmpanorenana no manao nv fitsipiia an-tdkantranony, ka mety hosoritana mazav?
amin' izany ny fombafomba hampiharana ny fitsipika arahina voalazan‘ ny fiznrana III amin’ izao hitsivolana izao
Didim-pitondrana ataon' ny Filohan* ny Fitsarana Avo momba ny Laldmpanorenana no amaritana ny fepetra sy ny fombafomba arahina amin' ny frtantanana ny ^orabola araka ny foto-kęvitra sy ny fitsipika mifehy ny fitanana ny kaomim-panjakana.
And. 19. — Ny-Sampan-draharaha ao amin' ny Fitsarana Avo momba ny Laldmpanorenana d>‘a ny Kabinetran' ny Filoha, ny Fiandraiketan-draharaha, ny firaketam-boky ary Fnndraharahana ny fitondran-draharaha sy ny fitantanam-bola.
Soritana.* ao amin’ ny fitsipika an-tokantrano ny fandaminana ny Sampan-draharaha, ny anjara raharahany sy ny fitsipika momba ny fomba fiasany ary koa ny fitsipika ankapnhe mifehy ny mpia:»«i.
4
- And. 20. — Azon* ny Filoha atao ny mamindra amin’ ny Nipano-lotsaina Ambony iray ny fitatihana, amin' ny ankapobeny, iiio sampan-draharaho oo amin' ny Fitsarana Avo momba ny Laldmpanorenana.
Didim-pitondrnna ataon' ny Filoha no anendrena ny Lehiben' ny fiandraiketan-draharaha sy ireo lehiben’ rry Sampan-draharaha ao
amin' ny Fitsarana Avo momba ny Laldmpanorenana.
\
And. 21. — Manao fianianana eo anatrehan' ny Fitsarana Avo izay mivory manokana noho izany. gy mpiasa ao amin* ny Fitsarana Avo momba ny Laldmpanorenana af.a-tsy ireo mpandraha-raha amin' ny ambaratonga ambany
165