5775322914

5775322914



»

Avy eo, mbola łsy nivoaka ny efitrano ilay mpifidy, dia tsy małntsy mandeha łrery ao amin' ny faritra iray efa voaomana mba tsy ahitbn' ny olona azy rehefa manitrika ny taratasindatsabatony ao anaty valopy izy. Manaraka izany, dia asehony hobamacinin' ny

Filohan' ny birao fandątsaham-bato fa tsy mitondra afa-tsy valopy iray ihany izy; manamarina izany ny filoha nefa tsy kasihiny ny va!opy izay ilay mpifidy ihany no mampiditra ao anatin' ny vata fandatsaham-bato; ny fomba fametrahana ireo.toerana fitokanana dia tao araka izay ahitan’ ny besinimaro fa ara-dalbna ny fizotry ny raharahamrpifidianana.

And. 90. — Na manao ahoana na manao ahoana, ny Filohan' ny birao dia tśy mahazo manome mihitsy alólana handatsa-bato izay ’ mpifidy mandb tsy handeha any amin’ ny efitra fitokanana ka manitrika, eo imason’ ny besinimaro, ny taratasin datsabatony ao anaty valopy. Araka izany, dia iangaviany eo no ho eo ihany ity farany hivoaka avy hatrany ny birao fandatsaham-bato.

Ireo fepetra mitovy amin’ izany dia ampiharina ihany koa raha toa ilay mpifidy ka mandś tsy haka sosony ^iray amin' ireo tbratasin-datsabato rehetra mbamin' ny valopy napetraka eo ambony latabatra fiasana.

Amin' izany rehetra izany, dia hatao ny fanamarihana izany ao amin’ ny fitanana an*tsoratra ireo raharaham-pifidianana. •

And. 91. — Aorian' ny fandrotsahan’’ny mpifidy ny valopy ao anatin’ ny vata fandatsaham-bato, dia soniaviny ny lisitra ‘ fanamarihan-tsonia eny an-tsisiny. Raha tsy mahay manoratra izy, dia ny lavotondrony no apetany ao amin' ny lisitra fanamarihan-tsonia. Eo amin' ireo toe-javatra roa ireo, dia tovanan‘ ny mambra iray ao amin' ny birao fandatsaham-bato ny soniany, isaky ny mandeha, ny an' ilay mpifidy na ny lavotondron' izy io eo amin' ny

lisitra fanamarinan-tsonia.

Mambra iray ao anatin' ny biraom-pifidianana no manamarina fa mifanaraka tsara amin' izay mipetaka ao amin' ny kara-pifidia-nana io sonia io. Miaraka amin' izany koa, dia misy mpitsara mpa-nampy manamarika ny vaninandro nandatsaham-bato sy mametaka ny soniany ao amin' ilay faritra voatokana ho amin' -izany eo amin' ny kara-pifidianana.

Mialoha ny handaozan' ny mpifidy ny birao fandatsaham-bato, dia asian' ny mambra iray anisan' ny birao, marika ny ankihiben-tónana haviany. amin' ny ranomainty tsy maty vonoina izy io. Raha sendra ka mondro izany rantsan-tcinana izany, dia ireo mambra ao amin’ ny birao fandatsaham-bato no manapa-kevitra ny amin' ny safidy atabny amin’ izay rantsan-tbnana hasiana marika no sady mampanoratra ny filazana momba izany ao amin' ny lisi* tra fanamarihan-tsonia. Izay rehetra fandavana tsy hanaraka.io fombafomba io, izay atao mba hisorohana dieny mialoha ny latsa-’ bato miverimberina imbetsaka, dia tokony iharany sazy voaton-dron' ny ahdininy faha-473 ao amin' nV Fehezan-dalśna famaizana. Ny filohan' ny birao fandatsaham-bato no mizaha foto-tra izany fandavana izany amin' ny alójan' ny fanaovana fitanana

- 108



Wyszukiwarka

Podobne podstrony:
SOKAJY IV r # Fitandroana ny fifaminana ao amin ny birao fandatsaham-bato 9 And. 73. — Ny filohan*
I 4 _ ♦ And. 4. — Isaky ny misy fivoriar>a atao an kalamanjana, dia tsy maintsy manana birao irn
Mahaaahana ireo ambaratonga rehetra eo amin ny fizotry ny fifidianana izanv fanaraha-maso izany ary
kevitra dia ho feraną amin’ ny alśtah ny rijan-teny manokana atao ! ho an ny fifidianana tsirairay

skanuj0026 ✓6^ V v •eo/rc- <J />a^o.
skanuj0027 (79) TOCA&C^C Ch&c i €v?ipi^c2uY{X ( ęo /(,0D ^o 2so 2^0 3oo -r o° I ^r 1 !. °„
f24 Dielektryki w polu elektrycznym a) dipolowe, np. CH3, HC1, CH3C1, H20 + M § © 0 0 Eo © © ©

więcej podobnych podstron