♦
Mianiana izy ireo fa hanatontosa ny asany amin-kitsim-po tante-raka, hitandrina amin' izay rehetra ataony ny adidy aterek* Izany, hifehy tana, hanaja na eny ampahibemaso na amin' ny fifandrai-sana amin' ny olona tsirairay, ny fitsipika momba ny fitondran-tęna mendrika sy ny fahatanam-bava ary hitandrina fatratra ny tsiambaratalon' ny aptontan-taratasy na ny taratasin-draharaha mety ho hitany eo am-panatontosana ny asany.
e
Raiketina an-tsoratra izany fidnianan' izy ireo izany.
And. 22. — Ny mpiaaa ao amin' ny Fitondran-dreharahan' ny Fitsarana Avo momba ny Laldmpanorenana dia ąhitanajna mpiasam-panjakana atoetra hiasa maharrtra ivelan‘ ny‘efi-draha-raha misy azy na ny mpandraharaha raisina mivantana amin' ny aldlan' ny fifanekena.
Ny ambaratongan- ny mari-karama; ny habetsahan' ny tamby sy ny kojakojan-karama samihafa omena ny mpandraharaha ao amin' ny Fitsarana Avo momba ny Lalńmpanorenana, dia ampitoviana '
amin' izay ampiharina' amin' ny Asam-panjakana.
♦
%
And. 23. — Ampidirina ao amin' ny volavolan-daldna fanamari-nana ny fitantanana ny tetibolam-panjakana amin' ny taom-piasana, mifanandrify aminy ny kaontim-pitantanana, ny
sorabolan' ny Fitsarana Avo momba ny Lafńmpanorenana.
♦
And. 24. — Avoaka ara-potoana amin' ny al&lan' ny boky ireo fanapahana sy didim-pjtsarana ary hevitra ambaran' ny Fitsarana Avo momba ny Laldmpanorenana, eo ambany fłtarihan' ny Filoha na ny Mpanolotsaina Ambony,iray namindran' ny Filoha ny fahe-fany hanao izany.
And. 26. — Tompon’ andraikitra ny Fanjakana amin' izay faha-voazana isan-karazany rehetra yokatry ny nataon' ireo Sampan-. draharaha ao amin' ny Fitsarana Avo momba ny Laldmpanorenana.
Ny talen’ ny Fanaovan-daldna sy ny Fandraharahana ny fifanola-nana amin* ny Fanjakana no misolo tena ny Fanjakana eo anatre-han' ny Fitsarana itondrana ny raharaha.
And. 26. — Ny Filohan' ny Fitsarana Avo momba ny Laldmpano-renana no manao andri-maso ny filaminana ao anatin' io Andrim-panjakana Ambony io sy pny hrelany.
Azony atao amin' izany ny miantso ny hery mpitandro rry filaminana ary izay rehetra manam-pahefana raha heveriny fa iiaina ny tanampian' izy ireny.
Azo alefa mivantana any amin' ny tompon' andraikitry ny fhan-droana ny filaminana ao amin’ ny tan&na izany fiantsoana izany ka
tsy maintsy mankato avy hstrany izy ireny.
FIZARANA III
• ' . i
NY AMIN' NY ANDRAIKITRY NY FITSARANA AVO MOMBA NY LALAMPANORENANA
And. 27. — Ny ady misy frfanolanana mikasika:
— ny raharaha ho fanatanterahana ny Fisafidianam-bahoaka;
166 —