5775322918

5775322918



#

fitaovana momba ny fłfidianana, Indrindra indrindra fa irao yi-tasy voatonta pirinty ay ireo valopy ery irao taratasin-dawwo mbamin’ ireo kojakoja hafa momba ny latsabato. na ho nanimtoa ireo fitaovana aman-kojakoja momba ny fifidianana yoalaza Ireo

0

Raha toa ny fihetsika tahaka izany ka nątao niaraka amin' ny fitondrana fiadiana’mihdrihary na miafina ka tsy ahazoana mana.* vaka ny hoe tena fiadiana sy fiasana lazaina hoe fiadiana noho ny fampiasana azy amin' izany, dia ho dimy taona ka hatramin ny folo taona an-tranomaizina sy sazy vo!a 500 000 Iraimbilanja (iray ■ hetsy Ariary) ka hatramin' ny 5 000 000 Iraimbilanja {iray tapitrisa Ariary) no sazy ampiharina. izany anefa tsy misakana ny fampiha-rana ireo sazy mafimafy kokoa izay. voatondron' ny lal&na raha miseho ny fampiasana fiadiana tahaka izany.

*    H

. < , . ’•

And. 126. — Hiharan' ny sazy herintaona ka hatramin' ny dimy taona an-tranomaizina ary sazy vola 144 000 Iraimbilanja (valon-jato sy va!o arivo sy rpa alina Ariary) ka hatramin" ny 1 440 000 Iraimbilanja (valo arivo sy valo alina sy roa hetsy Ariary) ireo izay nanao fihetsika na namela fotsiny ny fanaovana izany fihetsika izany, na dia tany ivelan' ny trano fandatsaham-bato aza. no nanaovany izany, mba hoenti-manohintohina na nikasana hano-hintohinana ny. fahamarinan' ny latsabato. hamoahana na nikasana hamoahana tsiambarateton ny latsabato, hisakanana na nikasana hanakanana ny raharaham-pifidianana, ńa hanomban-tsembanana ny fizotry ny raharaham-pifidianana amin’ ny an*' tsakany sy an-davany na koa izay ho nanova na nikasa hanova n> vokatry ny fifidianana avy amin* ny alślan* izany fihetsika na fitazanam-potsiny izany fihetsika izany.

Sazy mitovy amin’ izany ihany koa no hampiharina amin' ireo. izay ho nampiasa famoretana na ho nanararaotra ny fahefana ananan' izy ireo mba ho enti-manodina na manova izay mety hian-tefanl ny safidim-pon' ny olom-pirenena. iray na maromaro..

Sazy mitovy amin' izany koa no hampiharina amin* izay rehetra mambra ao'amin' ny biraom-pifidianana ka ho nandika ireo fepetra

voalazan' ny andininy faha-94 etsy ambony.

• *

And. 127. — Ho saziana dimy taona ka hatramin’ ny folo taona an-tranomaizina ary sazy vola 500 000 Iraimbilanja (iray. hetsy Ariary) ka hatramin’ ny 5 000 000 Iraimbilanja (iray tapitrisa Ariary) Izay ho nampiasa famoretana na fanararaotam-pahefana narahin-kerisetra, izany.anefa tsy misakana ny fampiharana ireo sazy mafimafy kokoa voatondron" ny Jalżna.

a

And.’ 128. — Raha tahiny ka misy olom-pirenena iray na maromaro voasakana tsy hampiasa ny zom-bahos!.? ananany tarnin' ny ałślan’ ny fitangoronana arahin-tabataba, fanaovana angovona rahom-bava, ny tsirairay amin' ireo olo-meloka dia ho saziana am-ponja enim-bolana raha kely indrindra ary roa taona raha be indrindra, sy ho rarśna tsy hizaka ny zó handatsa-bato ary koa tsy azo fidin^ mandritra ny dimy taona raha haingana indrindra ary » fo... iaorv raha ela indrindra.

- 120



Wyszukiwarka

Podobne podstrony:
♦ * • a And. 106-Andraikitry ny Fitsarana momba ny Lalómpanbrenana ny manapaka raha mifanaraka amin
SCAN0050 i k&Zea&tsŁu- ^0/UCi^b€U<^ue: 2Ciu-(A ifcQ<<fa UJfr*.yi<ć
indrindra, ao enaty yalopy mihidy, any omiń ny filohon* ny veo-miera tana miandraikitra ny fanioam-
2012 11 28 43 03 ^-C070-vv-^ 07r>c>+ O, oĄ tut.J-W    llj,    
♦ Mianiana izy ireo fa hanatontosa ny asany amin-kitsim-po tante-raka, hitandrina amin izay rehetra
fanafoanana ireo raharahan ny birao tandatsaham-bato voakasik izany, raba voaporofo fa ny zawa-nitr
Zdj?cia 0015 konre^cIczylTja^itfn- f0?ny W fa!sżności cd teS° C2V Hczony jest od dm zapłodmenia C2Y
!!! Cicnc rat lnie człon ie kai w biorąc, itiawz^ny ok^zujaf »ię „lepsze na9t*epuja
2012 11 28 43 03 ^-C070-vv-^ 07r>c>+ O, oĄ tut.J-W    llj,    
skanuj0009 (10) ^ yjrp.^ *p<A^-0<, tcLux>)ltu ) lódnfoćM ox
skanuj0015 (Dowe,:    — aio s 4: L* 1^3favvi jeiL? QQQ T .I 1 : vL A <f * ! fa q&g

więcej podobnych podstron