5775322915

5775322915



indrindra, ao enaty yalopy mihidy, any omiń' ny filohon* ny veo-miera tana miandraikitra ny fanioam-bato izay miyory cny amin’ ny renivohitry ny Fiyondronampóhontony, iroo ontontan-torataay rehetra tsy misy avakavetia ka nompiecoma tarnin’ ny reharaham-pifidianana.

m

4    •    ♦

And. 106. — Ampahibemaso no anao'vana ny fanisana ankapobe ny vato ka ny vaomiera tena miandraikitra ny fanisam-bato no mikarakaraka izany, izay toy izao avy no ho anisany:

%

-    >    %    P

—    mpitsara iray tendrena amin' ny ałóian’ ny didim-pitondrana ątaon’ ny Mpitahiry ny Kasem-panjakana sady Minisitry ny Fitsa-rana: Fi/oha;

—    mambra telo avy amin’ ny manampahefana ara-pitondrana ao amin’ ny Fiyondronampokontany ary mpiasam-panjakana telo izay samy tendrena avokoa amin’ ny aldian’ ny didim-pitondrana ataon' ny Minisitry ny Atitany;.

Manao ny fanisana tsirairay ireo taratasin-draharaha nalefan' ny biraom-pifidianana isanisany avy ny yaomiera tena miandraikitra ny fanisam-bato no sady manamarina ihany koa fa tsy misy diso mihitsy ny fikajiana izay natao momba izany.

.* Marihin' id yaomiera io ao anatin’ ny fitanana an-tsoratra ataony izay rehetra toe-javatra sy antonantoo-jayatra ary izay rehetra tsy fetezan-jayatra ka azony notsimponina tao amin’.ireo taratasin-draharaha ary izany dia isaky ny biraom-pifidianana tsirairay. Raha noho ny antony lehibe tsy azo anoharana ka tsy tonga tany amin' ny yaomiera miandraikitra ny fanisam-bato ireo yokatry ny fifidianana avy amin' ireó birao fandatsaham-bato iray na maromaro, dia manao fitanana an-tsoratra momba izany lesoka izany iży io.

4

• *

Ireo antontan-taratasy rehetra nampiasaina tarnin' ny raharahiam-pifidianana miaraka amin’ ny fitanana an-tsoratry ny Yaomiera mbamln' ny safim-pamintinana izany dia alefa ao anatin' ny yalopy mihidy any amin’ ny fiandraiketan-draharahan' ny fitsa-rana momba ny Lalżmpanorenana ka ao anatin’ ny fe-potoana efa-tre amby roapolo ora (24) miantomboka amin' ny naharaisana ny yalopy farany mihidy tondroin’ ny andininy faha-105 etsy ambony no anaoyany izany. eo ambany fikarakaran' ny filohan' ny yaomiera tena miandraikitra ny fanisam-bato sy ireo manampahefana ara-pitondrana rehetra ao amin’ ny Fiyondronampokontany.

Io fandefasana io dia tsy maintsy atao amin' ny fomba faran' izay haingana indrindra ary samy tompon' andraikitra momba izany tsirairay avy ireo manampahefana ara-pitondrana any amin’

ny Fiyondronampokontany sy ny Faritany.    >

#

ł    «

zo hanao fitakiana sy hitsipaka ny maha-ara-dalóna ireo asa nentina nanatanteraka ny fampielezan-keyitra

na ireo raharaha mikasika ny latsabato izay iiizotra tao amin' ny faritra iadidian' ilay biraom-pifidianana ka nisoratany anarana, izay rehetra mpifidy tena yoasoratra anarana tokoa tao amin'.ny iisi-



Wyszukiwarka

Podobne podstrony:
ny tandnan Antananarivo, any amin*, ny lehiben ny vakim-piłeovana izay ianjtinan ny kaominina, ho
Zdjęcie145 /.ivuJ;t 1. w >or pi/i/auu    ■ mierzonego wymiaru (zewnętrzna wewnętr/
Przegrywać 1271. przegrywać, -any, -anie przegrana (IX), -ny
21652 Przegrywać 1271. przegrywać, -any, -anie przegrana (IX), -ny
-ny: tłuszcz roślinny, klej kostny i -iczny
SOKAJY IV r # Fitandroana ny fifaminana ao amin ny birao fandatsaham-bato 9 And. 73. — Ny filohan*
» Avy eo, mbola łsy nivoaka ny efitrano ilay mpifidy, dia tsy małntsy mandeha łrery ao amin ny fari
# fitaovana momba ny fłfidianana, Indrindra indrindra fa irao yi-tasy voatonta pirinty ay ireo valop
SWScan00235 ,, x.,^{& I ^ ftAW^tte ^fondO.Ao Kt» ,Js.od-y.    1■n)KloOftoue’ tyl
488 2 •ny: tłuszcz roślinny, klej kostny i -iczny
skanuj0009 (189) 3KAiC< A7t DtCMZJt AO/y?iA~$rAAćiiyr£. . P*2£D. -____________________sąo&ml
skanuj0010 (228) -Ja mvx&yua wwjbo^Ao P aę^u ji ~" } "" >0 ” ■
skanuj0010 (271) iA I -i—- Jń 2Jt; f- 2°0vLją { Ao*
skanuj0011 (74) -4-^^l

więcej podobnych podstron