"And. 14. — Ireo fitarainana sy fitsipahana dia ho tsarain' ny yaomiera manokóna iray ahitana solontenam-panjakana eo amin’ ny ambaratongan' ny Fivondronampokontany sy ny fin' ny Firei-sampokontany voakasik* izany ary koa sotontena roa avy amin' ny mpifidy notendren' ilay vondrom-bahoakam-paritra izay voatohina noho izany antony izanyny lisitry ny mpifidy ao aminy, ka ao ana-tin' ny fe-potoana iray volana raha eła indrindra. manomboka amin' ny vaninandro nanomezana ny tapaika no anaovana izany.
Raha tsy manapa-kevitra ao anatin' io fe-potoana*io ny yaomiera manokana, dia azon' ny mpitaraina aroso mivantana ho dinihin’ ny filohan’ ny fitsarana ambaratonga -yoalohany na ny sampam-pitsarana izany. ao anatin’ ny fe-potoana. iray volana manomboka amin' ny vaninandro mahatapitra ny fe-potoana nomena ny yaomiera manokana mba hanapahany heyitra, araka ny fepetra yoala-
zan’ ny andininy faha-16 etsy ambany.
* . ‘
■
, m
And. 15. — Ny fampahafantarana ny fanapahana nataon' ny yaomiera dia ataon’ ny solontenam-panjakana eo amin' ny ambaratongan' ny Fiyondronampokontany, tsy misy hatak' andro amin' ny andaniny sy ankilany yoakasik’ izany; azony atao ńy maka fitsarana ambony ao anatin' ny dimy ambin' ny folo andró amin' ny ąlalan' ny taratasy tsotra na filazana am-bava any amin' ny fiandraiketan-draharahan' ny fitsarana ambaratonga yoalohany na ny sampam-pitśarana'.
9
■ And.. 16. — Ny fangatahana fitsarana ambony dia entina eo ana-trehan’ ny filohan' ny fitsarana ambaratonga yoalohany na ny sampam-pitsarana. Mamoaka didim-pitsarana momba izany izy io ao anatin’ ny folo andro, ka tsy andoavam-bola izany na anara-hana ny fombafombam-pitsarańa, ary atao amin’ ny aildlan' ny fampandrenęsana tsotra ho an' izay rehetra yoakasik' .izany, dimy andro aty alohany.
.
« %
Na izany aza anefa, raha toa-ilay fangatahana nentina teo ana-trehany ka mila vaha-olana mialoha mikasika ny fitoetry ny olona, dia alefany aloha izy ireo hanao fampakaran-draharaha eo anatre-han' ny antokom-pitsarana mahefa no sady omeny fe-potoana fohy ny ankilany nanapoitra io toe-javatra ilana vaha-olana mialoha io, mba hahazoany manamarina ny tenó fototry ny fangata-hany. ‘
■
• * • • , * • # * *
And. 17. — Fangatahana fandravana any amin' ny Fitsarana
Tampony no hany azo atao anoherana ilay fanapahana nataon' ny filohan' ny fitsarana ambaratonga voalohany na ny sampam-pitsarana. * . '
9 *
9
Ny fangatahana fandravana dia tsy azo raisina raha tsy yita tao anatin' ny dimy ambin' nyfolo andro nahazoana ny fampahafantarana ny fanapahana.
9
Tsy miteraka fampiatoan-draharaha ny fe-potoana nomena sy* ny fangatahana fandravana.