5775322938

5775322938



e

2. Raha Jtsy mitam-piadiana ny oiona mitangorongorona arahin-tabataba, dia hiangavy ireo olom-pirenena ireo mba hiparitaka teo ny solońtenan' ny mpitandro ny filaminam-bahoaka. Raha toa rnbola mitoko-zihitra tsy miała teo ihany izy ireo, dia baiko telo mifanesy hatrany atao rehefa natao ny filazana izany tahaka izay nambara tby ny tetsy ambony ihany. -

Aorian' ny baiko fahateio izay tsy nahitam-bokatra, dia horavana amin' ny al&lan' ny bery ny fitangorongoronana.

And. 5. — Hofaizina toy izao manaraka izao na iza n8 iza anisan' ny tao amin' ny fitangorongoronana arahin-tabataba no sady mirongo fiadiana:

V. Raha toa- ka nirava ny fitangorongoronana taorian* ny baiko voalohany ka tsy nampiasaina ny fiadiana teny amin' ny tena, dia iray volana ka hatramin' ńy herintaona an-tranomaizina no sazy ■a hampiharina;

2.    Raha tarnin’ ny andro alina no nisian' ny fitangorongoronana arshin-tabataba, ny sazy hampiharina dia herintaona ka hatramin' ny telo taona an-tranomaizina;

3.    Na izany aza anefa, dia tsy misy mihitsy sazy hampiharina noho ny fitangorongoronana arahin-tabataba amin' ireo izay anisan' ny tao, nefa (asa niała raha.vao nahazo ny baiko yoalohany momba izany avy tarnin’ ny manampahafana no sady koa tsy nitondra fiadiana na zavatra mety mahasolo izany tany aminy manokana izy ireo;

4.    Raha toa ka tsy nirava ny fitangorongoronana misy tsbatabe aha tsy efa taorian' ny baiko faharoa, kanefa*talohan' ny fampia-

sana hery ary tsy nampiasaina skory ny fiadiana teny amin' ny tena, dia herintaona ka hatramin' ny telo taona an-tranomaizina no sazy hampiharina, ary roe taona ka hatramin' ny dimy taona kosa raha tahiny ka tarnin’ ny andro alina no nisehoan'izany fitan-gorongorgnana izany;

5.    Raha toa ka tsy niparitaka ny fitangorongorónana misy taba-taba raha tsy efa nifanandrina tarnin' ny hery na taorian' ny fam-piosane ny fiadiana, dia dimy taona ka hatramin' ny folo taona ny fitanana am-ponja hampiharina ho an‘ ny lafin-javatra faharoa. Raha tarnin’ ny andro alina no nisian' ny fitangorongoronana arahin-tabataba, dia fanibohana an-tranomaizina mihitsy no sazy hampiharina;

6.    Afa-tsy ny fampiharana ireo sazy yoalazan' izay paragrafy hafa entin' ity andininy ity, ny sazy mafimafy kokoa vokatry ny toe-

t jayatra tondroin' ny fepetra ao amin' ny paragrafy faha-5 etsy ambony dia tsy hampiharina amin’ ireo oiona anisan' ny mpitan-gorongorona misy tabataba ka heverina fa mirongo fiadiana eo amin’ ny tafin' ny fiadiana miafina ary izany oiona izany dia tsy mitondra fiadiana na zavatra mety mahasolo izany raha tsy efa V fantatr' izy ireo mialoha ny fisian' oiona maromaro ao izay mitondra fiadiana miafina na zavatra hafa mety mahasolo izany ka afi-nafenina any koa;

• •

7.    Eo amin' ny lafin-javatra rehetra yoalazan' ny paragrafy faha-3 sy faha-4.ary faha-5 amin' Hy, Ireo oło-me loka, iharen' ny sezin' ny hełofca tsotra natao, dia maty koa ho yoarara tsy hizaka ny zo rehetra na ny smpahany amin* izany ihany izay yoatanisa ao amin'

ny andininy faha-42 amin' ny Fehazan-dalina famaizana, ary

#

i

- 209 -



Wyszukiwarka

Podobne podstrony:
niny faha-31 sy faha-32 ary faha-33 ełsy ambony, dia hiharan ireo sazy voatondron’ ny andihiny faha
Raha misy mambra iray mankahatra ny fepetra voalaza etsy aloha kat —    .mety ho nan
nonganana azy lreQ mbamin iza^ fomba hifidianana ny olona asaina hisolo azy raha . sendra misy ny
♦ * • a And. 106-Andraikitry ny Fitsarana momba ny Lalómpanbrenana ny manapaka raha mifanaraka amin
kevitra dia ho feraną amin’ ny alśtah ny rijan-teny manokana atao ! ho an ny fifidianana tsirairay
f44 2 Search Library Search for which object types? Name Documents 3 contains Category is l^ny Modif
fonetyka2 a LĄ sUuJliimfl^ny !—Ję Ufk tfMMiiit (fMil .* HAC*J 6tetvtMf dartd-akcu t. Afcute/*. , up
Foto0073 SM. (tpfcŁ) Dwdjnifc prf<k»wrti>ny «m ryMnłu iHiyw pud^wtAw tródltm prądowym
gender005 8Kino, kccietfi i... Ihc o nio/ nie wiemy... Marlena Dietrich jako BLOND WENUS Josepha von
Giddens103 ny świat. Żyjemy w epoce ogromnych przeobrażeń społcez-nyeli Na przestrzeni zaledwie dwóc
Harris Thomas Hannibal Lecter Hannibal Nj
image1566 ny Promień rzutujący Ał    ^    A ■ (x,y,0)

więcej podobnych podstron