Raha misy mambra iray mankahatra ny fepetra voalaza etsy aloha kat'
— .mety ho nanaiky hanao ny raharahan* ny mambra ao amin’ ny Andrim-panjakana iray na asa nahawoafidy eo anivoh' ny vahoaka;
— mety ho nisahana asam-panjakanp na asa hn an' ny teneny
ka andraisan-karama na tsia izany;
» *
- — mety ho nisahana izay rehetra asa aman-draharaha eo ani-von* ny antoko. fikambanana na fitambaran'' antoko polrtika;
— mety ho naneho ampahibemaso ny heyitra ijoroany izay mifa-nohitra amin* ny voalazan’ ny andininy faha-5 etsy ambony;
— na mety ho very zo ananan’ ny isam-batan' olona na ny zo ootitika. dia nv Fitsarana momba nv Laldmpanorenana raha misv ,*any. no mizaha fototra ny fametraham-pialany avy hatrany.
Manomboka manan-kery amin’ ny vaninandro andraisan' ny Fitsarana Avo momba ny Laldmpanorenana fanapahana amin* ny fizahana fototra ataony ilay fialana ayy hatrany. Ampandrenesina izany eo no ho eo ihany ny Praiminisitra.
And. 9. — Tsy soloina ny mambra iray ao amin' ny Fitsarana Avo momba ny Laldmpanorenana raha toa ka mihelina ihany ny fahasamponana mahazo azy ary na inona na inona anton' izany, ka latg&ky ny telo volana n« ?haretan* izany.
And. 10. — Soloina kosa ny mambra iray ao amin' ny Fitsarana Avo momba ny Laldmpanorenana ao anatinl ny dimy ambin' ny folo andró raha ela indrindra manomboka ny vaninandro nandrai-sana ny fanapahana fizahana fototra, raha misy tsy afaka intsony hanatontosa ny asany na inona na inona anton' izaw ka hita fototra ara-daldna izany.amin' ny aldlan' ny fanapahana ataon' ity Fitsarana • Avo momba ny .Laldmpanorenana ity.
Ampahafantarina ny Praiminisitra eo no ho eo izany .fanapahana izany.
#
I
>
And. 11. — Raha misy fialana an-tsitrapo apetraky ny mambra iray ao amin' ny Fitsarana Avo momba ny Laldmpanorenana, na fametraham-pialana avy hatrany na tsy fahafahana hanatontosa nv asany intsony. dia ny Filohan’ ny Reooblika na nv ^ahefana Avo . -rttcamin^Tny Firenena na ny Praiminisitra. arakaraka nv fisehnan-iavatra, no manendry izay oto-manan-kaja hameno ny toerana
Lru>lQ3. (
*
And. 12. — Raha sendra ka ny toeran* ny Filohan* ny Fitsarana t Ayo momba ny Laldmpanorenana no banga, dia atao aloha ny fanendrena Mpanolotsaina Ambony anankiray araka ny fepetra yoalazan' ny andininy faha-10 etsy ambony mba ho famenon* io
Andrim-panjakana io.
* •
Ny Filoha vaovao dia fidina ab anatin' ny folo andro ma na raka ny fanendrena.
And. 13. — Alohan' ny handraisany ny raharahany dia tsy
maintsy' manao fianianana eo am-pivoriambe' manetriketrika ny
« ■ ■ • • • • •
i
163 -
%